jan
12
2010
Pour voir les Programmes, cliquer sur les liens
(*) Le culte œcuménique aura lieu le 17 janvier A 15h30 A l’Église catholique ND de Grâce. 65, avenue du Merlan Marseille 13014. Arrêt 33/34. Elle n’est pas loin du Cite U Delorme.


déc
15
2009
Miarahaba anareo rehetra ao amin’ny Tompo,
Mampandre anareo fa ny fotoam-pivavahana ho fisaorana an’Andriamanitra sy ho fampaherezana ny Fianakaviana Andriamanohisoa dia hatao ny alarobia 16/12/09 amin’ny 3ora sy sasany ao amin’ny Chapelle de l’Hopital la Timone. 3, Boulevard Testanieres 13010 Marseille.
Aorian’ny fotoam-pivavahana no hanaovana ny famangiana.
Ny fahatongavantsika maro dia ho hery ho an’ny fianankaviana. Aoka koa samy hahatsiaro amim-bavaka ary hanaparitaka izao fiantsoana izao ho an’ny tapaka sy namana rehetra
Noho ny fahafenoan-dranomaso eo an’ivon’ny fianakaviana dia ity FILAZANA ity no solon’ny fampandrenesana.
”Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho, Mampandry ahy amin’ny ahi-maitso Izy; mitondra ahy eo amoron’ny rano fialan-tsasatra Izy. Mamelombelona ny fanahiko Izy; mitarika ahy amin’ny lalan’ny fahamarinana noho ny anarany Izy. Eny, na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, dia tsy hatahotra ny loza aho, fa Hianao no amiko; ny tsorakazonao sy ny tehinao, ireo no mahafa-tahotra ahy” (Sal 23 / 1-4
Jeannot RANDRIANANDRASANA, mpitandrina FPMAAM
21, rue des Coccinelles
13510 EGUILLES
déc
15
2009
Amin’alahelo lehibe sy amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ ny maty no ampandrenesana anareo fa ny malalanay:
ANDRIAMANOHISOA RAJAONA Rijaniaina Josoa
Dia nantsoin’ny Ray nody any aminy ny zoma 11 décembre lasa teo raha nivahiny 26 taona teto an-tany :
Hoy ny :
Vadiny : ANDRIAMANOHISOA RAJAONA Fabienne
Zanany : ANDRIAMANOHISOA Anjaniaina
Ray amandreniny:
Mpiray tampo aminy :
Ny fiainankaviana manontolo.
Ny mpitandrina sy ny Fiangonana FPMA Aix-Marseille.
Ny andinindininy mikasika ny fotoam-pivavahana sy ny famangiana ny fianakaviana dia ho lazaina aminareo aoriana kely.
Aoka isika hitsidika matetika ny tranonkala.
Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho, Mampandry ahy amin’ny ahi-maitso Izy; mitondra ahy eo amoron’ny rano fialan-tsasatra Izy. Mamelombelona ny fanahiko Izy; mitarika ahy amin’ny lalan’ny fahamarinana noho ny anarany Izy. Eny, na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, dia tsy hatahotra ny loza aho, fa Hianao no amiko; ny tsorakazonao sy ny tehinao, ireo no mahafa-tahotra ahy.
L’Eternel est mon berger: je ne manquerai de rien. Il me fait reposer dans de verts pâturages, Il me dirige près des eaux paisibles. Il restaure mon âme, Il me conduit dans les sentiers de la justice, A cause de son nom. Quand je marche dans la vallée de l’ombre de la mort, Je ne crains aucun mal, car tu es avec moi: Ta houlette et ton bâton me rassurent. Psaume 23 / 1- 4
nov
19
2009
Les Eglises du réseau Mosaïc vous invitent à leur soirée intitulée : Etre Eglise ensemble cela se fête ! qui aura lieu samedi 28 novembre 2009 à partir de 19h30 au Temple de la rue Grignan (6ème) arrondissement.
(Cf., flyer)

nov
13
2009

Samedi 28 novembre 16 heures
Portes ouvertes…
16h00 : Exposition à partir de
photos de Yann Arthus Bertrand
17h 00: Le développement durable
projets et questions
J.François FABA -François FOUCHIER
Expérience du SECAAR
(Sce chrétien d’appui à l’animation rurale en Afrique)
Pascal De PURY-Sibylle KLUMPP
Témoignages sur divers projets au Togo
20 h 00: Repas pour tous : saveurs bio et durables
21 h 00: Jazz des îles et grands standards
Dimanche 29 novembre 10h30
CULTE FRANCO-MALGACHE
Prédication par J.F FABA
(Secrétaire Général Exécutif du Defap)
ERF -4 Rue Villars-AIX EN PROVENCE
oct
09
2009
HO AN’NY VEHIVAVY SY SAMPANA VEHIVAVY KRISTIANA REHETRA ATO AMIN’NY FPMA,
Ry rahavavy malala rehetra ao amin’ny Tompo,
Ho ampitomboina aminareo rehetra anie ny Fahasoavana sy ny Fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompontsika.
Misaotra an’Andriamanitra lehibe isika fa vita soa aman-tsara ny fanomanana ny ZAIKABE NASIONALY FAHATELO izay hatao any LA GRANDE MOTTE Montpellier ny 8 – 9 – 10 oktobra 2010.
Ny lohahevitra ho banjinintsika amin’izany fotoana izany sy ny roa taona manaraka dia ny hoe:
“NY VEHVAVY AO AMIN’ANDRIAMANITRA DIA VEHIVAVY VELONA”
(Lire la suite)
oct
02
2009
TANTARAN’I JOBA AN-TSEHATRA
Pièces de théâtre : Job
Eo am-panomanana ny tantara an-tsehatra isika izao ka ireto no fotoana hanaovana ny famerenana:
(Vous trouverez ci-dessous les dates des répétitions)
-
Samedi 03/10 à 14h chez Eddy et Voahirana: 19 Bd d’Hanoï Marseille 15ème.
-
Samedi 10/10 à 14h chez Eddy et Voahirana.
-
Samedi 17/10 à 15h à Aix - 4, rue Villars.
-
Samedi 24/10 à 15h à la salle des fêtes Puyricard (avant première avec costumes).
Aza misalasala mamandrika ny diarinao fa ho hitanao an-tsehatra ny
tantaran’i Joba
ny ASABOTSY 24 OCTOBRE 2009 manomboka amin’ny 8 ora alina
ao amin’ny trano fanaovam-pety Puyricard, rue Jean Orsini
NB : Ho an’ireo izay te handray anjara amin’ny hira na hatsikana dia aza adino ny misoratra anarana mialoha amin’Atoa Rija RASOAMANANA : 06 47 95 65 22
(Pour celles ou ceux qui souhaitent participer au chant, sachez que vous pouvez vous inscrire au numéro indiqué ci-dessus. N’hésitez donc pas à faire de la pub très largement, et/ou à vous inscrire vous-même dés à présent!).
Plans d’accès de la salles des fêtes , 35, av. Jean Orsini PUYRICARD

oct
01
2009
Président:
Charles RAKOTONIAINA 04.91.92.02.33
rakotoniainac@free.fr
Vice-président:
Roger RAMIANDRISOA 04.96.12.00.19
Trésoriers:
Auguste RALAIMANARIVO 04 42 58 83 33
Solange RANAIVOSOA 04 42 66 93 63
Secrétaires:
Jocelyne RANDRIANARIDERA : 04.42.54.72.63
Rolande RAMAMONJISOA : 04.91.84.68.51
Olivia RASOAMANANA (finance): 06.34.54.15.83
Conseiller:
Lanto RASOLOARIJAONA 04.86.12.91.82
Pasteur:
Jeannot RANDRIANANDRASANA 06.62.67.92.79
oct
01
2009
Pastorale Aixoise
Jeudi 8 Octobre 9h – 11h30
Eglise Evangélique Libre
3, rue Deffens Aix-en-Provence