68

 

1- Re tokoa ny feon’ anjely,

Irak’Andriamanitra ;

He ! ny teny mahafaly,

Avy ao an-danitra.

 

2 – Entiny ny teny tsara,

Ho ety antany izao ;

Voninahitra aman-dera,

Tompo ! No omena Anao !