76

1 - Midera anio, ry mino,

Ny Mpanavotra anareo !

Manandrata, feo hidera

An’I Kristy, Tompo soa ;

Zanaky ny vehivavy,

Nefa Andriananahary ;

Teraka Ho olona,

Mba hanavotra anareo ;

Teraka any Betlehema

Lay Mpanavotra anareo !

 

3- Aza taitra, matokia,

Manatona, mihainoa,

Mazotoa, ka avia,

Maneke ny Tompo soa.

Arahaba, Tomponay ô !

Tompom-pihavananay.

Teraka ho Tomponay ;

Tompon’ny fiainanay ;

Arahaba, Tomponay !

Ry Mpanavo-dehibe !