146
1
- Anao ny dera, ry zanaky ny Ray;
Anao
ny fandresena, ry Mpanjakany .
Ny
fasana nivoha, noho ny herinao
Ny
Anaranao Tsitoha, tsy voatana tao.
Anao
ny dera, ry Zanaky ny Ray
Anao
ny fandresena , ry Mpanjakanay !
2
- He ravo aho : Izy no santatra;
Izaho
koa hifoha, mba ho sambatra ;
Ny
fandresena 'I Jeso, lovako tokoa ;
Ny
Anarany Tsitoha hanangana ahy koa .
Anao
ny dera, ry Zanaky ny Ray
Anao ny fandresena , ry Mpanjakanay !