164
Jesosy irery ihany : Filazantsara soa !
Nentin’nireo mpanompo, torina aminao
Maizina avokoa izao rehetra izao,
Nefa he, ny mazava naposaka aminao !