171

Jésus est notre Roi, fort et plein de bonté, il est notre refuge. Il est digne de louange à cause de sa force. Seigneur, notre Roi, écoute tes serviteurs Te glorifier ! Nous venons auprès de Toi car Tu es le Seigneur Tout Puissant ! Haléluiah dans les lieux très hauts ! Louange à Toi pour l'éternité, Dieu Tout Puissant !

 

1 - Jeso, Mpanjaka malaza.

No Tompo Mpanjakanay ;

Mahery sy tsara indrindra,

Ka Izy  no aronay.

Mendrika hankalazaina

Noho ny heriny ;

Eran-tany sy lanitra koa

Ny zo aman-dazany :

Ry Tompo. Mpanjaka

mahery ô ! Mihainoa !

Avy manaiky tokoa ‘zahay

Fa Tompon'ny hery rehetra Hianao.

Tsy misy mihitsy ny toa Anao,

Tsy tratry ny saina ny herinao ;

Ny fiderana 'zay entinay, Raiso re !

Ny haja atolotra Anao ety, Raiso izao !

 

3 - Tompo, Mpanjaka Tsitoha,

Kanefa be indrafo ;

Deraina eram-po erantsaina,

Deraina, mandrakizay ;

He ! ny mpanompo voavonjy.

Samy mihoby, hoe :

« Haleloia, ho amin’ny Avo, Fa Jeso no Tomponay !

Ry Tompo Mpanjaka, sns.