210
Tes lois sont merveilleuses Seigneur notre Dieu. Ta Parole nous donne bonheur, vie et force. Nous voulons y obéir : elle nous protège, c’est une grande richesse que nous n’abandonnerons pas. Ta loi, c’est le salut pour ceux qui l’écoutent. Jésus, notre maître, ta Parole est douce ; nous sommes réunis ici pour être capables d’obéir à ta loi.
1
- Zava-tsoa tokoa ny fitsipikao
Tompo,
Andriamanitra ô !
Teny
mahasoa, aina hery koa
Mba
ho an'izay manoa.
Soa
tsy manam-paharoa ny fistsipikao
Iravoanay,
fa harena be
Sarobidy
tsy afoy, izany didinao ;
Famonjena
ho an'izay mandre.
4
- Fifaliana, odin'ny tahotray
Ny
Baiboly taminao :
Avy
ny manjo, nefa kosa, Ray
Ao
tokoa ny tavanao
Soa
tsy manam-paharoa sns.
5 - Ry Jesosy ô, Mpampianatray !
Maminay ny teninao ;
Taomy izahay, mba hahaizanay
Hankato ny didinao.
Soa tsy manam-paharoa sns.