336
Ampodio izahay, jehovah,
Amin’ny fitianao ;
Na aiza na aiza no haleha,
Aoka hovinimbininao ;
« O ambino » x2
Izahay mpanomponao
Fa ny teny renay any
Aoka ho tadidy koa,
Ka mba hiasanay saina
Hahazoanay ny soa
« isan-andro » x2
Izay hiainanay aty