338

Arovy aho, Tompo
Atolotro izao
Ny tenako hanompo
Sy hankalaza Anao.
Omeo ahy hery
Sy faharetampo.
Arovy tsy ho very
Izay anjarako.