351

 

 Les cris de joie ne cesseront pas grâce à toi, ô Sion ! Car sur toi la belle lumière apparaît ;  Le flambeau du salut, il est prêché Pour véritablement illuminer les hommes. Sortez ! Élevez vos belles bannières  Vas à la rencontre du Roi car viennent à toi Son salut et son héritage qu’il t’offre, Car à toi, il tient. 2. C’est d’un honneur d’état que tu te couvres, Et d’un nouveau nom qu’on  t’appelle. C’est à une noce, à une fête qu’on t’invite En hommage au Christ Ton Seigneur. Sortez !  O ! Toi, vei leur désigné pour être sur le rempart, Ne réduis pas ta voix au silence Que tu puisses faire lever les croyants  Pour atteindre le camp de ton Seigneur Jésus. Sortez !

1  -Tsy hangina re ny hoby noho hianao ry Ziona

Fa miposaka aminao  ny fahazavana soa

Ny fanilom-pamonjena,

Indro fa torina

Hanazava ny olona tokoa .

Mivoaha, asandrato ny faneva soanareo

Tsenao re ny Mpanjaka, fa avy aminao

Ny famonjeny sy ny lova izao atolony anao

Satria hianao dia tsy foiny.  

 

2 -  Voninahim-panjakana isaloranao

Sy anaram-baovao no iantsoana anao.

Fampakaram-bady, fety anaingàna anao

Mba ho an’i Kristy Ilay Tomponao.

Mivoaha ! Asandrato …

 

3  - O ! Ry mpiambina tinendry eo ambony manda,

Aza avelao hangina re ny feonao

Ka hijoro izao ny mino, fa tsy hisy banga

Eo an-tobin'I Jeso Tomponao.

Mivoaha, asandrato, sns.