409

Enfants révoltés, revenez car votre Père vous appelle. Répondons que nous sommes prêts à confesser notre mauvaise nature. Père, regarde et sauve nous pour que nous soyons tes enfants.

 

1- "Ry zaza mpiodina, mba miverena !"

Ansoin'ny Ray !

Isika hamaly am-po tsy terena :

"indreto izahay

maiky fa ratsy

maratran'ny rafy ;

sitrano izahay,

fa simba ny toetranay."

 

2 - "indrisy, nanota ka mendrika ho faty

sy very izahay !

Ny razanay dia nanompo ny maty

Ka narahinay.

Ry Ray ô, jereo

Ka dia vonjeo,

mba ho zanakao

Izahay mitanondrika izao".