440
1- Ry Kristy ô ! Mpanjakako !
Ny
foko ho Anao ;
Ny
feoko hasandratro
Hihira
ho Anao.
3-
Ny tongotro, ny tanako,
Hiasa
ho Anao;
Ny
androko, ny volako,
Omeko
ho Anao.
4-
Izaho dia tsy mendrika
Anao,
ry Tompo ô !
Kanefa
re, mba raisonao
Ny foko ho Anao.