763
2.Avia, jereo
Ny fiangonanao ;
O ! mba vonjeo
Fa mila anao
Tanora soa
No mba ilaina koa
O ! Avia
Hiara-dia
O ! Mifohaza izao
Tafio ny herinao
Injao ny Nosinao
Manantena anao
Jereo ny namanao
Tanin-doza izao
O ! Vonjeo fa mitoreo
3.Omeo anio
Ny herinao izao
Ka dia falio
Ireo tapakao
Ireo didy soa
Sy baikon’ny Tsitoha
Tanteraho
Sy hajao
O ! Mifohaza, sns.