18 juin 2007

20eme anniversaire de l’Ecole du Dimanche Sekoly Alahady (SA)

C’est ce dimanche 17 juin que l’Ecole du Dimanche a fété ses 20 années d’existence. Les enfants actuels et les anciens de l’Ecole ont pu se retrouver lors de cet événement.
Photos de l’événement :

FPMAAM 17 juin 2007 - Sekoly Alahady - 20eme anniversaire
18 juin 2007

16 juin 2007 : Concert Spirituel organisé par le Sampana Fifohazana

Ce samedi 16 juin 2007, le Sampana Fifohazana a organisé à l’ERF Terre Nouvelle, un concert spirituel auquel ont participé les sampana de notre Eglise.

FPMAAM 16 juin 2007 - Sampana Fifohazana - Concert Spirituel
27 mai 2007

Soritr’Asa-Piangonana - Projet d’Eglise

Ho an’ny Filohan’ny Tafo sy Fiaraha-mivavaka eto amin’ny Faritany Atsimo-Atsinanana,
Ho an’ny Mpitandrina Mpandrindra nt Tafo sy Fiaraha-mivavaka FPMA eto amin’ny Faritany Atsimo-Atsinanana
Ho an’ny vahoaka FPMA eto amin’ny Faritany Atsimo-Atsinanana,

Ry havana,

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa Kristy Tompo.

Efa ho telovolana sahady isika no niara-nivory taty Nice ary dia faly indrindra etoana miarahaba ny fiaraha-mivavaka
FPMA Avignon izay vao neken’ny Komity Maharitra farany teo.

Araka ny tapaka tamin’ny Komiti-paritany taty Nice (03-04 Martsa) dia hanokana andro fiofanana ny
Faritany Atsimo-Atsinanana ny 09 Jiona ho avy izao. Efa mandroso tokoa ny fotoana ary maro amintsika
no efa manontany mikasika io fiofanana io.
Toy izao ny andinindininy amin’io andro io :
- Ny Pasitera Seta, Filohan’ny Soritr’Asa-Piangonana Nasionaly, no hitondra ny fampianarana.
- Hatao ho an’izay rehetra maniry hanatrika izany ny fiofanana.
- Loha-hevitra telo no hanankinana ny fampianarana :
. Croissance de / dans l’Eglise
. LE Projet d’Eglise et les activités qui gravitent autour
. Le Catéchisme dans toute la communauté

- Hanomboka amin’ny 10 ora maraina ary hitohy hatramin’ny 5 ora hariva ny fiofanana. Mikasa ny hijanona
eo amin’ny adin’ny iray eo ny antoandro rehefa hisakafo.
- Ny toerana dia ao : “Maison Saint Benoit”, 117 bvd Francis Meilland, Juan-Les-Pins (06160, Direction Cap d’Antibes)
- Mba hanamaivana ny saran-dasin’ny rehetra dia samy hitondra sakafo hifampizarana ny tsirairay (repas tirés du sac!).
Misy saran-dasy, noho ny fampiasana ny trano, izay mitentina 2,50 eur isan’olona.
- Satria lavitra ny làlana dia afaka mijanona matory izay maniry izany : 15 Eur no fandraisana anjara ho amin’izany. Efa
voaisa ao ny sakafo hariva, sy ny ampitso maraina, ary ny fatoriana. Ny hefitrano dia ilaozana amin’ny sivy maraina.

Miangavy indrindra ny mpiandraikitry ny tafo sy fiaraha-mivavaka tsirairay mba handefa ny isan’ny olona ho avy
ary koa ny anaran’ireo mikasa ny hatory.

Aza misalasala manontany raha misy fanampi-panazavana ilaina.

Dia manantena ny hitondrantsika tsirairay am-bavaka izao fotoam-piofanana izao.

Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany.

Haja Ramaroson
Filohan’ny Faritany Atsimo-Atsinanana

18 février 2007

Photos de la consecration de notre Pasteur

Retrouvez les photos de la consecration, pour cela rendez vous dans l’album photos !

3 décembre 2006

Agenda décembre 06 janvier 07

Cultes réguliers : à 15h30
1er et 3ème dimanches ERF Villars, 3 rue Villars Aix En Provence
2ème, 4ème et 5ème dimanches ERF Grignan, 15 rue Grignan 13006 Marseille
 
Etudes Bibliques :
Jeudi 19h30 ERF Villars (en suspens pour l’instant)
Vendredi 20h00 ERF Grignan
 Décembre
Dimanche 3 : 15h30, Villars Sainte Cène, culte officié par le pasteur Sandratana Rarijason
Dimanche 10 : 15h30 Grignan : Sainte cène
Samedi 16 : 18h00, Villars : Komity Tafo
Dimanche 17 : 15h30  Grignan : Arbre de Noël du  Sekoly Alahady
Dimanche 24 : 21h00 Sasak’alina : Culte suivi du Concert de Noël, partage de bûches.
Lundi 25 : 15h30 Culte de Noël, Grignan (rakitra polopitra, valopy vokatra, Sainte cène, baptême)
Dimanche 31 : 15h30 Culte de fin d’année, Grignan
 
Janvier
Samedi 6 : 18h30, Villars : Agape, partage des paniers, desserts offerts, animation.
Dimanche 7 : 15h30, Villars : Taom-baovao, culte avec Sainte Cène
Dimanche 14 : 15h30 Grignan : Taom-baovao, culte avec Sainte Cène
Dimanche 21 : 15h30, Culte œcuménique : lieu à communiquer ultérieurement.
Samedi 27 : Réunion Komity tafo
Dimanche 28 : 15h30, Grignan : Culte STK
 

Rappel
Bulletins de souscription des Mpandray à retirer et à remettre aux trésoriers. Possibilité de prélèvement automatique, RIB à retirer auprès des trésoriers.
Gazety Mpamafy : Sortie bimestrielle : gazetympamafy@yahoo.fr  
Site fpmaam : http://fpmaam.free.fr
Inscription des catéchumènes auprès du Bureau de l’Eglise
 

Activités régulières 
Sampana Fifohazana : tous les samedis à 15h30 , Villa Tamaris, Vitrolles : Etude biblique et asa sy fampaherezana
STK : Réunion  ordinaire tous les premiers samedi du mois, Guillaume Farel, 15h30 : contact : stkam@free.fr
Sekoly Alahdy : tous les dimanches à 14h30, et troisième samedi à Guillaume Farel
Chorale : après les cultes et certains samedis
Groupe Instrumental : Samedi après midi 14h30, Contact : groupe_instrumental@hotmail.fr
SVK : Voir les responsables