24 juin 2008

HIRA02 - Mitoera amin’i Jehovah

HIRA02 - Mitoera amin’i Jehovah
Vidéo envoyée par stkam

Mitoera ao amin’I Jehovah

Maharitra amin’ny finoana ny fitiavanao
Ny zanakao izay mahatoky Anao
Hihoby ary hankalaza ny Anaranao
Satria Ray fiarovana ahy Ianao

Matokia an’I Jehovah
Izy no iankinanao
Fa tsy ho foiny olony mpanaraka Azy

Mitoera amin’I Jehovah
Izy hanome Anao
Fifaliana, fiadanana ary fihononana.

Koa handeha hisaotra an’I Jehovah Tompo noho ny famindrampony
Tsy namely ny olona tamin’ny otany
Na dia lavo aza izy, dia mbola tafarina ihany
Fa Jehovah mitantana azy

11 mai 2008
7 mai 2008
7 mai 2008
7 mai 2008